Coder Social home page Coder Social logo

kiteny-issues's Introduction

Hi there 👋

kiteny-issues's People

Contributors

heriniaina avatar

Watchers

 avatar  avatar

kiteny-issues's Issues

Famaritana fanampiny

Raha ny izy dia matetika misy famaritana mihoatra ny 1 ny teny. Famaritana 1 ihany anefa no miseho.

Mila aseho ny famaritana rehetra

Bokotra tehirizo

by dotmg
Asiana bokotra tehirizo hitehirizana ny teny mahaliana hojerena amin'ny manaraka.
Dikan'izay dia mila local database hasiana ny teny voatahiry sy ny famaritana azy

Erreur pour Android 4

J'ai décidé d'utiliser minSdkVersion 16 qui supporte JellyBean.
Le problème c'est que la version actuelle de OkHttp3 (inclue dans retrofit2) supporte seulement > Android 5
Pour le fixer j'utilise pour le moment com.squareup.okhttp3:okhttp:3.12.8 ce qui n'est pas bon.

Je pense revenir à volley et faire le gsonconvert moi-même.

Letter shuffling

Tokony misy fomba hampifamadibadihana ny litera (tsy drag and drop fa shuffle)

Kiteny dépend de Google Services

Pour enregistrer les points, j'utilise le Sign in de Google qui dépend de Google Services.
Donc certains utilisateurs qui n'ont pas Google Services ne peuvent pas enregistrer leur point.

New homemade tiles

Angamba tsy atao Textview ny tiles fa atao imageview amboarina tanana. Koa satria nesorina ny accents, caractères spéciaux rehetra dia afaka mamorona (na mitady) sary litera

ilay bokotra avereno

  • Ilay bokotra avereno ery ambany dia tokony famerenana ny litera iray tsy mety
  • Fa ilay bokotra avereno rehefa diso dia ovaina hoe [Avereno daholo] mamerina ny litera rehetra

Olana version 1.16

Crash rehefa sokafana voalohany dia rehefa mijery meilleurs scores sy manokatra defi koa

Momba ny défi

Noho ny fiasan'ny Firebase dia misy defi offline voatahiry any amin'ny devices ampiasain'ny users sasany tsy connectés.
Vokany dia mety milalao défi efa expiré (efa nolalaovin'ny hafa) ny user iray. Manjary misy conflits izany ilay jeu.
Ny resultats tsy misy conflits satria voatahiry ao amin'ny defi ny userid ary voatahiry ao amin'ny worldlist ny userid, fa misy lalao (valina defi) tsy hiseho mihitsy nefa mba nolalaovina ihany.

vahaolana mety ho azo atao:

Atao relation one-to-many ny defi. Izany hoe ny defi iray dia azon'olona samihafa valiana.

Olana vaovao hitranga:

Hitombo be ny lisitry ny defis en cours, ary mety hisy defis tsy ho voavaly mihitsy. Na koa tsy hisy hanomboka defis vaovao intsony.

Mijanona eto izany ity. Todo

Isan'ny litera tsy mifidy

Dominique Randrasana
Ny sosonkevitra hoe, asiana safidy fanampiny tsy misy isan'ny litera fa izay avaoakany avy ao.
Rehefa mijanona ela amin'ny litera iray mantsy dia lasa efa miverimberina ny teny. Lasa manjary toa manenjika isa indray no atao..

Recommend Projects

  • React photo React

    A declarative, efficient, and flexible JavaScript library for building user interfaces.

  • Vue.js photo Vue.js

    🖖 Vue.js is a progressive, incrementally-adoptable JavaScript framework for building UI on the web.

  • Typescript photo Typescript

    TypeScript is a superset of JavaScript that compiles to clean JavaScript output.

  • TensorFlow photo TensorFlow

    An Open Source Machine Learning Framework for Everyone

  • Django photo Django

    The Web framework for perfectionists with deadlines.

  • D3 photo D3

    Bring data to life with SVG, Canvas and HTML. 📊📈🎉

Recommend Topics

  • javascript

    JavaScript (JS) is a lightweight interpreted programming language with first-class functions.

  • web

    Some thing interesting about web. New door for the world.

  • server

    A server is a program made to process requests and deliver data to clients.

  • Machine learning

    Machine learning is a way of modeling and interpreting data that allows a piece of software to respond intelligently.

  • Game

    Some thing interesting about game, make everyone happy.

Recommend Org

  • Facebook photo Facebook

    We are working to build community through open source technology. NB: members must have two-factor auth.

  • Microsoft photo Microsoft

    Open source projects and samples from Microsoft.

  • Google photo Google

    Google ❤️ Open Source for everyone.

  • D3 photo D3

    Data-Driven Documents codes.